Entry saly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Tono [1.78]
 Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [1.1]
Explanations in French Boucanage, fumage [1.13]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Synonyms salisaly

Entry saly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [1.1]
Vocabulary 
Origin French: châle.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31