Entry | samborina (sambotra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enjehina: Nosamboriko ilay vorona fa tsy azoko Raisina: Nosamborin' ny Polisy ilay mpangalatra Indramina (raha vola no tenenina, izany hoe mbola honerana): Ariary zato no nosamboriny tatỳ amiko omaly [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be captured; to be borrowed (when the thing borrowed is to be replaced , as with rice or money) [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on fait prisonnier; qu'on emprunte (quand l'article emprunté sera remplacé, comme le riz ou l'argent) [1.8] | ||||||||
Examples | Fa izay azo samborina no samborina, dia ireo mpiantoko tamin' ny tany sola rehetra.
[2.472] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Phytonyms |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word samborina | ||||||||
Anagrams | Sambirano, samborina |
Updated on 2023/01/20 |