Entry samihafa
Elementary words samy ; hafa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny [1.1]
Explanations in English Mutually different. [1.2]
Explanations in French DiffĂ©rent [1.3]
 Divers [1.13]
Examples 
1Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
2Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Other spellings 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2024/02/16