Entry | sandana (sanda) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao [1.1] | ||||||||
Asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy [2.285] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |