Entry | sandrana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [1.78] | |
[Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [1.1] | ||
Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1] | ||
Vocabulary | Religions, Beliefs | |
Synonyms | sandra | |
Proverbs | Proverbs containing the word sandrana | |
Updated on 2020/07/31 |