|
|
|
|

Entry1  sangina (sangy)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany
4  Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony
5  Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  sangina, singana

Updated on 2023/01/20