Entrée saobakaka ambody riana (saobakaka, vody, riana)
Partie du discours locution
Définition malgache fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31