Entry saobakaka ambody riana
Elementary words saobakaka ; ambody ; riana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny [1.1]

Updated on 2023/04/16