Entry sarahina (saraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary
Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy
Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo
Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo
Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1]
Explanations in English To be separated [1.7]
Explanations in French Qu'on sépare [1.8]
Morphology 
Present : sarahina, sarahiko, sarahinao, sarahiny, sarahintsika, sarahinay, sarahinareo, sarahin', sarahin-, sarahim-, sarahi-
Past : nosarahina, nosarahiko, nosarahinao, nosarahiny, nosarahintsika, nosarahinay, nosarahinareo, nosarahin', nosarahin-, nosarahim-, nosarahi-
Future : hosarahina, hosarahiko, hosarahinao, hosarahiny, hosarahintsika, hosarahinay, hosarahinareo, hosarahin', hosarahin-, hosarahim-, hosarahi-
Imperative : saraho

Anagrams 

Updated on 2023/01/20