Entry saram-panafody
Elementary words sara ; fanafody
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1]
Explanations in French Compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196]
Examples na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Synonyms saram-panafana

Updated on 2023/06/17