Entry saridinina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra) [1.1]
Vocabulary 
Origin French: sardine.

Updated on 2020/07/31