Entry sarimbo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba tenom-betsileo vita amin' ny landy sy hafotra na amin' ny landihazo sy hafotra misy sorany mitsipitsipika -- Akanjo toy ny sikina anaovan' ny vehivavy betsimisaraka [1.1]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31