Entrée satry
Partie du discours participe
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tiana, sitraka: Satriko ny handeha, saingy mita hanavy aho.
Explications en anglais  [Hallanger 1973] intended; wished; to intend, to prefer
Explications en français  [Abinal 1888] voulu, désiré, visé, choisi, préféré: Satriko ny mandeha, fa misy ranonorana (Je voudrais bien partir, mais il y a de la pluie)
  [Hallanger 1974] voulu, qu'on a l'intention de faire; préféré
Dérivations 
Morphologie 
satry
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
satry
satriko
satrinao
satriny
satrintsika
satrinay
satrinareo
satrin'
satrin-
satrim-
ho satry
ho satriko
ho satrinao
ho satriny
ho satrintsika
ho satrinay
ho satrinareo
ho satrin'
ho satrin-
ho satrim-
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 47] Moa va tsy fanala latsaka maraina iny hariva iny ka satry ihany hilatsaka am-patana rehefa vita ny lahasa an-tsaha.

Mis à jour le 2020/07/31