Entry savolaina (savola)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto: Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo [1.1]
Explanations in English Cramped [1.2]
Explanations in French Qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid [1.3]
Examples 
1Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! [2.499]
2ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. [2.313]
3Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. [1.300]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20