Entry selarana (selatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy
Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara [1.1]
Morphology 
Present : selarana, selarako, selaranao, selarany, selarantsika, selaranay, selaranareo, selaran', selaran-, selaram-, selara-
Past : noselarana, noselarako, noselaranao, noselarany, noselarantsika, noselaranay, noselaranareo, noselaran', noselaran-, noselaram-, noselara-
Future : hoselarana, hoselarako, hoselaranao, hoselarany, hoselarantsika, hoselaranay, hoselaranareo, hoselaran', hoselaran-, hoselaram-, hoselara-
Imperative : selaro

Updated on 2023/01/20