Entry sendikan > sendikà
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [1.1]
 Fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [1.13]
Explanations in French Syndicat [1.13]
Examples Malalaka ny fidirana aminà sendika. [1.320]
Morphology 
Simple : sendikà, sendikan'
Origin French: syndicat.

Anagrams