|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sento |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisintonana sy famoahana fofon' aina mafy sady mitarika lavalava, ateraky ny alahelo na embona: Be sento io zaza io ka mety harary fo rehefa lehibe
4 Alahelo: Mitsikia, atsaharo ny sento 5 Fitrohana zavatra amin' ny orona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a sigh, a sob
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 soupir, sanglot
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|