Entry serin > sery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
Explanations in English A cold in the head [1.7]
Explanations in French Rhume [1.54]
 Rhume de cerveau [1.8]
Examples 
1Mararin' ny sery aho, tompokolahy. [1.437]
2Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy. [2.4]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry serin > sery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] mpandihy [1.78]

Anagrams 

serin   
mihazava
S’éclaircir; devenir serin, plus intelligible [1.3#870]
sabery
nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]