Entry | setroka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | Smoke [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Fumée [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Examples | Setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Titles | ||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word setroka | |||||||||||||||
Entry | setroka | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in French | Aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] | |||||||||||||||
Examples | Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Anagrams | koretsa, retsoka, rotsake, setroka, tseroka |
Updated on 2023/08/26 |