|
|
|
|

Teny iditra1  sikajy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-bola izay lasiroa sy ilavoamena no sandany (0Fr 60): Sikajy telo (1Fr 80), sikajy dimy (3Fr 00) [1.1]
Ohatra  4  Kirobo an-dafin-tsaha
sikajy an-konahona
[2.131]
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  6  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08