|
|
|
|

Teny iditra1  silianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Silia (Amerika atsimo)
4 Momba an' i Silia, an' i Silia na avy any Silia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Chilean [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 chilien, chilienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  silia, 9  silia

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08