Entry silina (sily)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ?
Amidy na vidina lafo dia lafo [1.1]
Morphology 
Present : silina, siliko, silinao, siliny, silintsika, silinay, silinareo, silin', silin-, silim-, sili-
Past : nosilina, nosiliko, nosilinao, nosiliny, nosilintsika, nosilinay, nosilinareo, nosilin', nosilin-, nosilim-, nosili-
Future : hosilina, hosiliko, hosilinao, hosiliny, hosilintsika, hosilinay, hosilinareo, hosilin', hosilin-, hosilim-, hosili-
Imperative : silio

Updated on 2023/01/20