Entry simahana (simaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alana, tsoahina amin' ny fisintonana azy: Simaho io rantsan-kazo io [1.1]
Morphology 
Present : simahana, simahako, simahanao, simahany, simahantsika, simahanay, simahanareo, simahan', simahan-, simaham-, simaha-
Past : nosimahana, nosimahako, nosimahanao, nosimahany, nosimahantsika, nosimahanay, nosimahanareo, nosimahan', nosimahan-, nosimaham-, nosimaha-
Future : hosimahana, hosimahako, hosimahanao, hosimahany, hosimahantsika, hosimahanay, hosimahanareo, hosimahan', hosimahan-, hosimaham-, hosimaha-
Imperative : simaho
Synonyms simahina

Anagrams 

Updated on 2023/01/20