Entry |
singa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina [1.1]
|
Examples | ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao
[4.27]
|
Morphology |
Simple : |
singa,
singany,
singan',
singan-,
singam- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
singa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | élément [1.13]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|