Entry sinitrana (sitrana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Sitranina, asiam-panafody mba tsy harary intsony: Nosinitran' ilay mpitsabo ny aretiny [1.1]
Explanations in French Qu’on a guéri [1.3]
Vocabulary 
Morphology 
Present : sinitrana, sinitrako, sinitranao, sinitrany, sinitrantsika, sinitranay, sinitranareo, sinitran', sinitran-, sinitram-, sinitra-
Past : nosinitrana, nosinitrako, nosinitranao, nosinitrany, nosinitrantsika, nosinitranay, nosinitranareo, nosinitran', nosinitran-, nosinitram-, nosinitra-
Future : hosinitrana, hosinitrako, hosinitranao, hosinitrany, hosinitrantsika, hosinitranay, hosinitranareo, hosinitran', hosinitran-, hosinitram-, hosinitra-
Synonyms voasitrana

Anagrams 

Updated on 2023/01/20