|
|
|
|

Teny iditra1  sinoroka
Fototeny  2 soroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voasoroka, sorohana, diovina amin' ny angady: Hanaovan-trano angaha io tany nosinoroka io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 raclé, égalisé, nettoyé avec une bêche [1.3#633]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voasoroka

Fivaditsoratra  10 korosina, sinoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08