Entry | 1 siny |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1] |
Explanations in French |
4 cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3] |
Examples |
5 Raha fitia tsy eran'ny kibo ka rano tsy mahafeno siny very sasaka am-pitondrana [2.131] 6 Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 13 nisy, siny |
Updated on 2020/07/31 |