Entry sisa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny kely tafajanona amin' ny be efa lany na efa afaka: Nomen' Ikoto ny saka ny sisany. / Handeha kely izahay aloha, hoy ireto mpiasa, fa rahampitso mamita ny sisa
Ny ambiny: Iny misy vola roanjato; alao amin' iny ny karamanao nitaona vato, ary dia avereno aty amiko ny sisa
Ny tavela tsy voalaza: Andriamanitra no nanao ny olona, ny zavamaniry sy ny sisa [1.1]
Explanations in English A remnant, a residue [1.7]
Explanations in French Reste, restant [1.8]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry Sisa
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Kish [2.996]
Explanations in French Qish [2.996]
Vocabulary 
Synonyms Kisy
Biblical quotes 

Entry Sisà
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Shisha [2.996]
Explanations in French Shisha [2.996]
Vocabulary 
Biblical quotes 

Anagrams 

Updated on 2023/06/17