Entry soavina (soa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana soa: Tsy ny olona hosoavina akory no tsy misy [1.1]
Explanations in English To be blessed, to be benefited [1.7]
Explanations in French Qu'on rend prospère [1.8]
Examples ho soavin' Andriamanitra! [2.48]
Morphology 
Present : soavina, soaviko, soavinao, soaviny, soavintsika, soavinay, soavinareo, soavin', soavin-, soavim-, soavi-
Past : nosoavina, nosoaviko, nosoavinao, nosoaviny, nosoavintsika, nosoavinay, nosoavinareo, nosoavin', nosoavin-, nosoavim-, nosoavi-
Future : hosoavina, hosoaviko, hosoavinao, hosoaviny, hosoavintsika, hosoavinay, hosoavinareo, hosoavin', hosoavin-, hosoavim-, hosoavi-
Imperative : soavy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20