Entry sodina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [1.1]
Explanations in English A flute [1.7]
Explanations in French Flûte [1.8]
Examples Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [2.470]
Vocabulary 
Compound words 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Proverbs 
Article 

Entry sodina
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/03/19