Entry |
sodoka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana:
Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [1.3]
|
Explanations in Malagasy | Induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [1.1]
|
Examples | Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka.
[2.643]
|
Morphology |
Simple : |
sodoka,
sodokan',
sodokan- |
|
Derivatives |
|