Entry sokina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  sokona [1.1]

Entry sokina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [1.1]
Explanations in English Greater hedgehog tenrec ( Setifer setosus) [5.en.https://www.tenrec.org]
Explanations in French Hérisson [1.54, 1.8]
 Tenrec [1.8]
 Grand tenrec hérisson [5.fr.https://www.tenrec.org]
Explanations in German Großer Igeltanrek [5.de.https://www.tenrec.org]
Scientific name Setifer setosus
Examples 
1Sokina manatona afo mantsy izato izy leiroa. [2.895]
2Ny tanàna ahiny tsy iakaran-kibobo na sokina. [2.588]
3Tao koa ny oviala, ovy fantaka, vomanga dia, sokina, trandraka, sorakely sy ny sisa. [2.643]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/07/14