Entry solombavambahoaka
Elementary words solombava ; vahoaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena [1.1]
Explanations in English A deputy, a member of parliament [1.7]
Explanations in French Député, membre de l'Assemblée Nationale [1.8]
 Député [1.5]
Examples Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/11