Entry | somotaka | |||
Part of speech | adjective | |||
Explanations in Malagasy | Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin' ny asa atao: Somotaka erỳ Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Anagrams | somotaka, tako-maso, toka-maso |
Updated on 2020/07/31 |