Entry sorapohy
Elementary words sora- (soratra) ; fohy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Explanations in French Sténographie [1.13]
Examples Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4]
Synonyms soratrandra

Anagrams 

Updated on 2023/11/24