Entry soratononina
Elementary words sora- (soratra) ; tononina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa [1.1]
Explanations in French Dictée [1.13]
Examples Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. [2.4]

Updated on 2023/11/24