Entry soratrandra
Elementary words soratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Synonyms sorapohy

Updated on 2023/06/16