Entrée sorindrana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae). Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. Mériterait d'être amélioré et cultivé.
Vocabulaire 
Nom scientifique Sorindeia madagascariensis
Exemples  [Callet: Tantara] Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay

Mis à jour le 2022/05/03