Entry soritse
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Fanomezana hoan'ny rafozan-dahy sy zodahy avy amin'ny vintantolahy na zaodahy ahazoana mihinana sakafo atolony azy [1.78]
Derivatives 

Entry soritse
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Ran'akoholahy, ran'omby anaovana alafady [1.78]

Updated on 2020/07/31