Entrée sosoka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Kofehy asisika amin' ny fahan' ny lamba iray efa misy marambato mba hanamafy azy
¶ Izay anampy ny efa misy
¶ Izay ambolena asolo ny efa tsy naniry
Explications en français  [SLP 1986] reprise
  [Boiteau 1997] [Tanala] (sens général : ce que l'on intercale ; le bois tendre servait à faire les couvre-joints)
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andraina: Mitaraina, page 10] Novidina vaovao ihany daholo izany akanjonay rehetra izany, saingy ela mihitsy vao nisolo, ka zary efa feno sosoka sy tampitampina daholo.
2 [SeFaFi ] Ahoana no tsy hiresahina etoana ny Lalàmpanorenan' i Etazonia, izay tsy niova hatramin' ny nanoratana azy tamin' ny 1787 kanefa nohatevenina tamin' ny sosoka fito amby roapolo tao anatin' ny 220 taona?

Entrée sosoka
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Tanala] Protorhus sericea Engl. (Anacardiaceae).
Vocabulaire 
Nom scientifique Protorhus sericea

Mis à jour le 2022/05/03