Entry sosotra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho
Mitovy hevitra: kirikirina ~ letra ~ lotika ~ madikidiky ~ malonilony ~ mandongilongy ~ marikoriko ~ sendaotra ~ tezitra [1.1]
Explanations in English Vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7]
Explanations in French Ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8]
Examples Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [2.470]
Derivatives 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31