Entry (1/3) | 1 t |
Part of speech | 2 noun (symbol) |
Explanations in Malagasy |
3 Tarehintsoratra fahavalo ambin'ny folo ary renisoratra fahefatra ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fitovonana man~ mba hanaovana matoanteny, ny t manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + taitra = manaitra. [1.1] |
Explanations in French |
4 Dix-huitième lettre et quatorzième consonne de l'alphabet malgache. [1.3] |
Compound words |
|
Tables and plates |
6 The Alphabets |
Article |
7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 9 t~ |
Part of speech | 10 prefix |
Explanations in Malagasy |
11 Tovona fametraka eo alohan' ny teny sasantsasany (mpamaritra matoanteny na teny mpampiankin-teny milaza fotoana na toerana) ka mahatonga azy ireo hanambara ny efa lasa: aloha / taloha; aiza / taiza; eto / teto; amin' ny / tamin' ny [1.1] |
Explanations in English |
12 The letter t is added to prepositions and adverbs of time as a sign of past tense, as: Amy, pres., Tamy, past; Any, Ao, Eo, etc., pres., Tany, Tao, Teo, etc., past. [1.2] |
Explanations in French |
13 Préfixe indiquant le passé des prépositions et adverbes de temps et de lieu [1.3] 14 Préfixe exprimant le temps passé [1.5] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 20 t~ |
Part of speech | 21 prefix |
Explanations in French |
22 Préfixe exprimant l'origine [1.5] |
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Updated on 2024/09/01 |