Entrée tabataba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] horakoraka, kotaba: Aoka tsy hisy hanao tabataba fa matory ny marary
Explications en anglais  [Richardson 1885] noise, clamour, vociferation, bustle [compare Swahili taabu, trouble]
  [Hallanger 1973] noise, racketder
Explications en français  [Abinal 1888] bruit, tumulte, tapage, clameurs, confusion
  [Hallanger 1974] bruit, tapage
Vocabulaire 
Dérivations 
Exemples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo.
2 [Andraina: Mitaraina, page 77] kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao.

Entrée tabataba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] fikorontanana, fihetsiketsehana: Noraran'ny fanjakana ny filaharan'ny mpianatra fa mety ho nampisy tabataba teto an-tanàna
¶ fikomiana na fanoherana ny fitondrana: Nahafaty olona an'aliny maro ny tabataba tamin'ny taona 1947
Explications en anglais  [Richardson 1885] political tumult
Explications en français  [Abinal 1888] trouble, désordre
Explications en anglais  [Hallanger 1973] political upheaval, civil disorder
Explications en français  [Abinal 1888] révolution, tumulte politique
  [Hallanger 1974] tumulte politique, rébellion
Vocabulaire 
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 207] Asabotsy moa ny 29 Martsa 1947 nipoahan' ny tabataba tao Moramanga.

Mis à jour le 2021/02/27