Entrée | taboribory | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Sihanaka, Tambahoaka] boribory [Rakotosaona 1975] | |
[Tanala] faribolana, boribory: Lambolahy latsaka an-jireboña ka taboribory i lañitre ( lamboala tafalatsaka an-kady ( fandrika ) ka tsy mahita hafa tsy lanitra boribory ) [Rakotosaona 1975] | ||
Explications en français | [Sakalava-Mayotte] rond [Andilidine: Lexique (takila T)] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |