Entry | tafaboroaka (boroaka) | |
Part of speech | participle | |
Explanations in English | Used of the instrument having gone through in making a hole [1.2] | |
Explanations in French | Qui est sorti, qui a abouti [1.3] | |
Examples | Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko
[2.895] | |
Updated on 2023/01/20 |