Entry tafiana (tafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1]
Explanations in English To be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2]
Examples ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [2.48]
Morphology 
Present : tafiana, tafiako, tafianao, tafiany, tafiantsika, tafianay, tafianareo, tafian', tafian-, tafiam-, tafia-
Past : notafiana, notafiako, notafianao, notafiany, notafiantsika, notafianay, notafianareo, notafian', notafian-, notafiam-, notafia-
Future : hotafiana, hotafiako, hotafianao, hotafiany, hotafiantsika, hotafianay, hotafianareo, hotafian', hotafian-, hotafiam-, hotafia-
Imperative : tafio
Proverbs 

Entry tafiaña
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Morondrano [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20