Entry tafihina (tafika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza fahavalo izay hatonina hasiana any aminy, tanàna izay ibosesehana halaina: Notafihin' ny alemaina i Frantsa tamin' ny 1945 / Notafihin' ny fahavalo ny tanànanay [1.1]
Explanations in English To be attacked, to be invaded [1.7]
Explanations in French Qu'on attaque, qu'on envahit [1.8]
Morphology 
Present : tafihina, tafihiko, tafihinao, tafihiny, tafihintsika, tafihinay, tafihinareo, tafihin', tafihin-, tafihim-, tafihi-
Past : notafihina, notafihiko, notafihinao, notafihiny, notafihintsika, notafihinay, notafihinareo, notafihin', notafihin-, notafihim-, notafihi-
Future : hotafihina, hotafihiko, hotafihinao, hotafihiny, hotafihintsika, hotafihinay, hotafihinareo, hotafihin', hotafihin-, hotafihim-, hotafihi-
Imperative : tafiho
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20