Entry tafina (tafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny lamba izay entina na irakofana: Lamba mafana no tokony hotafina rehefa ririnina. (Aoka tsy hafangaro amin' ny tafiana) [1.1]
Explanations in English To be clothed, to be made to have clothing on. Used of the clothing. [1.2]
 To be put on (of clothing) [1.7]
Explanations in French Qu'on met (se dit des vêtements) [1.8]
Morphology 
Present : tafina, tafiko, tafinao, tafiny, tafintsika, tafinay, tafinareo, tafin', tafin-, tafim-, tafi-
Past : notafina, notafiko, notafinao, notafiny, notafintsika, notafinay, notafinareo, notafin', notafin-, notafim-, notafi-
Future : hotafina, hotafiko, hotafinao, hotafiny, hotafintsika, hotafinay, hotafinareo, hotafin', hotafin-, hotafim-, hotafi-
Imperative : tafio
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20