Entrée tahotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io [1.1]
Explications en anglais fear, terror [1.7]
Explications en français crainte, terreur [1.8]
Vocabulaire 
Morphologie 
tahotra
tahotro
tahotrao
tahony
tahotsika
tahotray
tahotrareo
tahotr'
taho-
tahotry
Dérivés 
Exemples Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako: [2.472]
Proverbes 
Articles 

Anagrammes tohatra

Mis à jour le 2022/07/30