Entry taizan > aiza
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao?
Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!
Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise! [1.1]
 Ahia? (Tankarana)
Aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana)
Ay? (Bara)
Aie? (Mahafaly)
Akaa? (Betsimisaraka)
Haia? (Tankarana) [1.78]
Explanations in English Where? Whither? In what place? How? When followed by No it means, by what means? See aia. [1.2]
 Where? [1.7]
Explanations in French Où? [1.8]
Examples 
1Ho aiza ianareo roa lahy? [2.472]
2Aiza no ahalalanao izany? [2.499]
3Mba lasa koa aho fa hanava-tena aiza moa! [2.4]
Morphology 
Present : aiza, aizan'
Past : taiza, taizan'
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Entry taizan > taiza (aiza)
Elementary words t~ ; aiza
Part of speech adverb, past form [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny lasa amin' ny Aiza ka manontany ny toerana naleha: Taiza no nitsangantsangana ianareo omaly [1.1]
Examples 
1Mba taiza no nahita ady hianao? [2.324]
2Ary taiza ihany ianao omaly? [2.471]
3Taiza ianareo no namovo? [2.472]
Compound words 

Entry taizan > taiza
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zaza ampinonoina, karakaraina sy kolokoloina manokana: Tsy taiza intsony Ibalita fa efa zaza afa-miahy tena
Ilazana ny zanak' olon-kafa mipetraka ao amin' ny tena ka atao toy ny zanaka: Taizanay tao an-trano Rakoto nandritra ny fito taona. [1.1]
Explanations in English A nursing child; the care of children [1.7]
Explanations in French Nourrisson; soins qu'on prend des enfants [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 

Entry taizan > TAIZA
Part of speech noun (acronym) [full list]
Explanations in Malagasy Tambajotran' Antananarivo Iarovana ny Zon' ny Ankizy [3.1]
Explanations in French TAIZA compte une trentaine de membres, dont les différentes entités ministèrielles chargées de la protection des enfants (Direction Régionale de la Santé et du Planning Familial Analamanga, Service Central de la Police des Moeurs et de la Protection des Mineurs, Juges des Enfants, BMH, ...), mais aussi des associations et divers centres d'accueil des enfants, notamment Avotra, Avoko, CDA Andohatapenaka, SOS aux Victimes du Non Droit, etc. [4.14]
Analogs  Acronyms